auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 12:17:35 -05:00 committed by root
parent 3e20be20e8
commit e16f3c28c5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahadimy. Nahita kintana avy agny an-danitra aho zay nilatsaka tegny amin'ny tany. Lay kintana
Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahadimy. Nahita kintana avy agny an-danitra aho zay nilatsaka tegny amin'ny tany. Lay kintana no nomena ny lakilen'ny lavaka tsy hita popoka. Nivoainy ny lavaka tsy hita popoka, de niakatra ny vovoka nivoaka tamin'ny lavaka kara vovoka avy amin'ny lafôro be. Nivadika matroka ny masoandro mban'ny agnina non