diff --git a/20/01.txt b/20/01.txt index 9b4e872..5c7a2a6 100644 --- a/20/01.txt +++ b/20/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 De nahita anjely nijotso avitagny andagnitra aho. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsy hita fiafarana, sady nanagna rojo vy lebe tan-tagnany izy. Nanambotra ny dragona izy, de ny manaragna ela, ny devoly, na satana, de nifihezina arivo taona. Na tsipiny taminn'ny lavaka tsy hita farany izy, nahidiny zany de naseny tombo-kase taminazy, Na mboarina zany mba tsy hamitahany ny firenena maro koa mandra-pahatapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy metsy havosotra fotô \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 De nahita anjely nijotso avitagny andagnitra aho. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsy hita fiafarana, sady nanagna rojo vy lebe tan-tagnany izy. Nanambotra ny dragona izy, de ny manaragna ela, ny devoly, na satana, de nifihezina arivo taona. Na tsipiny taminn'ny lavaka tsy hita farany izy, nahidiny zany de naseny tombo-kase taminazy, Na mboarina zany mba tsy hamitahany ny firenena maro koa mandra-pahatapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy metsy havosotra fotôna bitabitaka izy. \ No newline at end of file