diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 3439b57..f48b3d5 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1,2 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika an'i Jesôsy. Zaho de nitaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy ôtran'ny trompetra tafarako zaho.Nagnano an'zany hoe: "Soraty amin'ny boky zay hitanao, ka alefaso agny amin'iregny fiangonana fito ho an'ny Efesôsy, Smyrna, Pergamôsy, Tyatira, Sardisy, F \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Zaho, Jaona rahalahinareo sy raika zay nizara taminareo tagnatin'ny fijalena sy fanjakana sady faharetana ao amin'i Jesôsy Kristy de tagny amin'ny nosy atao hoe Patmô nony tenin' Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mikasika an'i Jesôsy. Zaho de nitaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy ôtran'ny trompetra tafarako zaho.Nagnano an'zany hoe: "Soraty amin'ny boky zay hitanao, ka alefaso agny amin'iregny fiangonana fito ho an'ny Efesôsy, Smyrna, Pergamôsy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, +de Laodikia." \ No newline at end of file