auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 19:10:47 +03:00 committed by root
parent f5df281e1e
commit db77f31503
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny anjely fahatelo nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà reo. Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Ianao_ny ankehitriny sy taloa, Ny iray Masina_satria efa nitsara ny raha io Ianao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasany taloa de mamaky hoe: "Marina Ianao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa nitsara ni raha io Ianao.") Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe,
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny anjely fahatelo nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà reo. Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Ianao_ny ankehitriny sy taloa, Ny iray Masina_satria efa nitsara ny raha io Ianao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasany taloa de mamaky hoe: "Marina Ianao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa nitsara ni raha io Ianao.") Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy."