auto save
This commit is contained in:
parent
3fed288ef6
commit
dab2c6140f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy eo ny anjely nitondra anaha tamin'ny Fagnahy tany amin'ny karakaraina, de nahita viavy nipetraka tambony bibi-dia de managna loha fito mban'ny tandroka folo. Ny viavy de nekanjo voloparasy de mena sady vôravaka volamena, vato sarobidy, sady vato soa. Izy de nitàna tamin'ny tagnany kapoaka volamena feno ny raha mampadikidiky mban'ny tsy fahadiovan'ny fijangajangany
|
||||
Avy eo ny anjely nitondra anaha tamin'ny Fagnahy tany amin'ny karakaraina, de nahita viavy nipetraka tambony bibi-dia de managna loha fito mban'ny tandroka folo. Ny viavy de nekanjo voloparasy de mena sady vôravaka volamena, vato sarobidy, sady vato soa. Izy de nitàna tamin'ny tagnany kapoaka volamena feno ny raha mampadikidiky mban'ny tsy fahadiovan'ny fijangajangany. Tamin'ny handrignany no nisy agnarana managna dikany mivony vôsoratra hoe: "Babilôna be, ny renin'ny mpijangajanga
|
Loading…
Reference in New Issue