auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 09:37:53 -05:00 committed by root
parent 4397184031
commit da963f8755
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo ny anjely nitondra anaha tamin'ny Fagnahy tany amin'ny karakaraina, de nahita viavy nipetraka tambony bibi-dia de managna
Avy eo ny anjely nitondra anaha tamin'ny Fagnahy tany amin'ny karakaraina, de nahita viavy nipetraka tambony bibi-dia de managna loha fito mban'ny tandroka folo. Ny viavy de nekanjo voloparasy de mena sady vôravaka volamena, vato sarobidy, sady vato soa. Izy de nitàna tamin'ny tagnany kapoaka volamena feno ny raha