diff --git a/09/07.txt b/09/07.txt index bb6b518..617d63b 100644 --- a/09/07.txt +++ b/09/07.txt @@ -1 +1 @@ -Kara ny sôvaly nomagnina tamin'ny ady ny valala. Tamin'ny lohan'iary zareo de nisy \ No newline at end of file +Kara ny sôvaly nomagnina tamin'ny ady ny valala. Tamin'ny lohan'iary zareo de nisy raha kara satro-boninahitra volamena, ka ny tarehin'iary zareo de kara tarehin'olombelona. Nanagna randragna kara randram-biavy iary zareo, sady kara nifin'ny liogna \ No newline at end of file