diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index 9bde61a..23b9403 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka nanokatra ny raika tamin'iregny tombokase fito ny Zanak'Ondry de nijery zaho, ka naregny ny raika tamin'iregny raha-manan'aina efatra tamin'ny feo hôtrany kotroka nizaka hoe: "Avia! Nijery zaho de nisy sôvaly fotsy teo. Ny mpitengina an'zany de nitagna tsipika, ka namena satro-boninahitra izy. Nivôka hôtran'ny mpandresy izy mba handresy. \ No newline at end of file +Ndreka nanokatra ny raika tamin'iregny tombokase fito ny Zanak'Ondry de nijery zaho, ka naregny ny raika tamin'iregny raha-managn'aigna efatra tamin'ny feo hôtran'ny kotroka nizaka hoe: "Avia! Nijery zaho de nisy sôvaly fotsy teo. Ny mpitengina an'zany de nitagna tsipika, ka namena satro-boninahitra izy. Nivôka hôtran'ny mpandresy izy mba handresy. \ No newline at end of file