auto save
This commit is contained in:
parent
762b46e128
commit
d13f202408
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voalohambo
|
Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voaloham-bokatra ho an'Andramanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsy nisy afetsena hita tamin'ny molotr'iary zareo
|
Loading…
Reference in New Issue