diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 13daa7e..a6a159b 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file +\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tan-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file