diff --git a/21/16.txt b/21/16.txt index 5742664..c4f6253 100644 --- a/21/16.txt +++ b/21/16.txt @@ -1 +1 @@ -Mitovy amina efa-joro i tanàna igny; mitovy ny lavany sy ny sakany. Nandrefy ny tànana tamin'ny fandrefesana volotara Igny Izy, roy arivo metatra ny halavany (mitovy ny halavany, sy ny sakany, de ny hamboasany). De nandrefy ny rindrignan'zany koa izy, 114 hakiho ndreka refesin'ny olona (zay refesin'ny \ No newline at end of file +Mitovy amina efa-joro i tanàna igny; mitovy ny lavany sy ny sakany. Nandrefy ny tànana tamin'ny fandrefesana volotara Igny Izy, roy arivo metatra ny halavany (mitovy ny halavany, sy ny sakany, de ny hamboasany). De nandrefy ny rindrignan'zany koa izy, 114 hakiho ndreka refesin'ny olona (zay refin'ny anjely my koa zany). \ No newline at end of file