diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt index 5ffba23..3b1b1a8 100644 --- a/01/07.txt +++ b/01/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Igny, avy rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena.\v 8 "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny Tompo Andriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha." (Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa taloha de mivaky ôtrany zao: "Zaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy fiafarana," zakain'ny Tompo Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 7 Igny, avy amin'ny rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena.\v 8 "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny Tompo Andriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha." (Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa taloha de mivaky ôtrany zao: "Zaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy fiafarana," zakain'ny Tompo Andriamanitra. \ No newline at end of file