auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 18:39:26 +03:00 committed by root
parent 060d8fde93
commit cd5089d77d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Igny, avy rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena.\v 8 "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny Tompo Andriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha." (Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa taloha de mivaky ôtrany zao: "Zaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy fiafarana," zakain'ny Tompo Andriamanitra.
\v 7 Igny, avy amin'ny rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena.\v 8 "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny Tompo Andriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha." (Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa taloha de mivaky ôtrany zao: "Zaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy fiafarana," zakain'ny Tompo Andriamanitra.