diff --git a/10/08.txt b/10/08.txt index c7e3295..c6296cb 100644 --- a/10/08.txt +++ b/10/08.txt @@ -1 +1 @@ -Ny feo fegniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano. \ No newline at end of file +Ny feo fegniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano zany. \ No newline at end of file