diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt new file mode 100644 index 0000000..403c58f --- /dev/null +++ b/02/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Fantako fa managna faharetana anao, sady nijaly mafy tegnany tratrin’ny agnarako, sady tsy nagneky resy. \v 4 Nefa manohitra anao aho azon’ny navelanao ny fitiavanao voalohany. \v 5 Tadidio amn’nizany arika ny pilasy nahalavo anao. Mivaloza de magnamboara ny raha zegny namboarinao voalohany. Fa ndreka tsy mivalo anao, de ho avy aminao aho sady hangala ny fangamboarana jironao amin’ny fipetrahany. \ No newline at end of file