diff --git a/20/13.txt b/20/13.txt index 224d922..901444f 100644 --- a/20/13.txt +++ b/20/13.txt @@ -1 +1 @@ -Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, de ny maty de notsaina araka ny raha namboariny. Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy - de ny farihy afo. Raha nisy anarana tsy hita vôsoratra \ No newline at end of file +Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, de ny maty de notsaina araka ny raha namboariny. Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy - de ny farihy afo. Raha nisy anarana tsy hita vôsoratra amin'ny Bokin'ny fiainana, de natsipy tamin'ny farihy afo. \ No newline at end of file