auto save
This commit is contained in:
parent
1e4f9f17fb
commit
c3930f6afa
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Haregny feo mafy avy tangy amin'ny seza fiandrianana zaho mizaka hoe: "Io! Eo amin'ny olona ny toeran'ny taberna bitaka an'Andriamanitra, de hiaigna miaraka amin'iary zareo izy. Ho olona an'iary zareo, ka Andriamanitra tegnany no hiaraka amin'iary zareo ka Izy ho Andriamanitr'iary zareo. Hamafa ny ranomaso marobe amin'ny mason'iary zareo Izy, ka de Tsy hisy fafatesana koa, na alahelo, na tomagny, na fanaitanana. Dila n'y
|
||||
Haregny feo mafy avy tamin'ny seza fiandrianana zaho mizaka hoe: "Io! Eo amin'ny olona ny toeran'ny taberna bitaka an'Andriamanitra, de hiaigna miaraka amin'iary zareo izy. Ho olona an'iary zareo, ka Andriamanitra tegnany no hiaraka amin'iary zareo ka Izy ho Andriamanitr'iary zareo. Hamafa ny ranomaso marobe amin'ny mason'iary zareo Izy, ka de Tsy hisy fafatesana koa, na alahelo, na tomagny, na fanaitanana. Efa dila ny raha taloha.
|
Loading…
Reference in New Issue