diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index 65dadf4..1729a17 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy mifoha anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo. Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. Handeha hiaraka aminaha iary zareo, \ No newline at end of file +Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy mifoha anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo. Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika. \ No newline at end of file