auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-27 21:54:29 +03:00 committed by root
parent 279514e103
commit c1aa67e640
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tagny an-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra, de ny tany amban'ny ranomasina de zay raha maro be agnatin'ireo, ka ny anjely nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony."
\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tagny an-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra, de ny tany amban'ny ranomasina de zay raha maro be agnatin'ireo, ka ny anjely nizaka hoe: "Tsy hisy koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony."