diff --git a/18/11.txt b/18/11.txt index 8bae404..cabda9c 100644 --- a/18/11.txt +++ b/18/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ny mpivarotra ny tany de mitomagny sady misaogna ho an'azy, satria tsy nisy olona niady varotra ho an'azy koa- varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tena tsara, volomparasy, landy, mena, ny karazana kakazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka marobe vita avy amin'ny kakazo sarobidy, varahigna, vy, marbra, kanelina, raha magnitra, ditin- \ No newline at end of file +\v 11 Ny mpivarotra ny tany de mitomagny sady misaogna ho an'azy, satria tsy nisy olona niady varotra ho an'azy koa- \v 12 varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tena tsara, volomparasy, landy, mena, ny karazana kakazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka marobe vita avy amin'ny kakazo sarobidy, varahigna, vy, marbra, \v 13 kanelina, raha magnitra, ditin-kakazo, miora, hagnitra, divaigna, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy mban'ny ondry, sôvaly mban'ny kalesy, ny andevo mban'ny fagnahin'olona. \ No newline at end of file