diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 495207a..612af51 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo nisy famantarana hafa niseho tan-danitra: Igny an! nisy dragona mena enjegna bezay nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohanysady nanipy an’iary zareo tamin’ny tany. Ny dragona nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. Niteraka zaza lilahy izy, zay hanapaka ny firenena maro miaraka amin’ny tangala vy. Ny zanagny de nalaina an-tery ho agny amin’Andriamanitra mban’ny amin’ny seza fiandrianany, de nilefa viavy igny nandeha amin’ny tsisy olona, sady efa nisy pilasy nomagnin’Andriamanitra ho an’azy, ka de ho vôkarakara mandritran’ny 1260 andro izy. De nisy ady tan-danitra tagny. Mickaela mban’ny anjeliny de niady tamin’ny dragona ; de ny dragona mban’ny anjeliny namaly ady. Fa tsy de natanjaka ny dragona ka resy. Ka de tsisy pilasy ho an’azy mban’ny anjeliny koa tan-danitra tagny. Ny dragona agnona be igny _zay menaragna taloha nantsovana hoe devoly na satana, ny namitaka an’izao tontolo izao _ de natsipy tambonin’ny tany, de ny anjeliny de natsipy miarka tamin’azy. Aveo de naregny feo mafy tan-danitra ho : « Amin’izao de tongan y famonjena, ny hery, ny fanjakan’Andriamanitrantsena mban’ny fahefan’ny Kristiny. Fa ny magnampanga ny rahalahintsena de natsipy tambany tagny, ny raika zegny magnampanga an’iary zareo magnalignandro agnatrehan’Andriamanitrantsena. Iary zareo de nandresy avy tamin’ny ràn’ny zanak’ondry mban’ny teny fijoroan’iary zareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiaignanany koa iary zareo ndre de ho faty aza. Avy ain’izany, mifalea, anareo ry lanitra, mban’ny zegny mipetraka amin’Azy ao. Feno havignirana izy, azon’ny fantany manko fa bitaka ny hanagnany. Ndreka nahalala ny dragona fa nalavo tamin’ny tany izy, de nagnanjaka ny viavy niteraka zaza lilahy izy. Fa ny viavy igny de nomena elatra roin’ny voromahery agnona be, ka de afaka nagnembogna nandeha amin’ny pilasy nikarakaraina ho an’azy tamin’ny tany tsisy olona tagny. Io ny pilasy hitsinjovana an’azy, agnatin’nytelo taona sy tapany_ mba tsy hitan’ny menaragna. Namoaka rano kara tegnarano tamin’ny vavany ny menaragna igny, zay hifaoka ny viavy igny. Fa ny tany nagnampy an’ny viavy igny. Nivohain’ny tany ny vavany de natelignany ny riaka navoakan’ny vavan’ny dragona igny. De vignitra tamin’ny viavy igny ny dragona de nenga sady niaragna ady tamin’ny ambin’ny taranagny io, zay mankàto ny didin’Andriamanitra sady mitagna ny fijoroana vavolombelona momba an’i Kristy. Aveo de nitsangana tambonin’ny fasikan’ny ranomasina ny dragona. \ No newline at end of file +\v 3 Aveo nisy famantarana hafa niseho tan-danitra: Igny an! nisy dragona mena enjegna bezay nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambony de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra tagny sady nanipy an’iary zareo tamin’ny tany. Ny dragona nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 40b89f0..58f8f3f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06","02-08","02-10","02-12","02-16","02-18","02-20","02-22","02-24","02-26","02-title","12-title","12-01"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06","02-08","02-10","02-12","02-16","02-18","02-20","02-22","02-24","02-26","02-title","12-title","12-01","12-03"]} \ No newline at end of file