diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index 30d8bc5..fcd04b2 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Ndreka namoha ny tombo-kase fahatelo ny Zanak'Ondry, de naregny raha-managn'aigna fahatelo zaho ny zaka hoe: "Avia!" Nahita sôvaly mitina zaho, ny mpideban'zany de nitàgna fandànjana tegny an-tagnany. \v 6 Naregny kara ny feo tamin'ny raha managn'aigna efatra zaho nizaka hoe: "Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denary raika. Ka aza ratena ny menaka sy ny divaigna." \ No newline at end of file +\v 5 Ndreka namoha ny tombo-kase fahatelo ny Zanak'Ondry, de naregny raha managn'aigna fahatelo zaho ny zaka hoe: "Avia!" Nahita sôvaly mitina zaho, ny mpideban'zany de nitàgna fandànjana tegny an-tagnany. \v 6 Naregny kara ny feo tamin'ny raha managn'aigna efatra zaho nizaka hoe: "Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denary raika. Ka aza ratena ny menaka sy ny divaigna." \ No newline at end of file