auto save
This commit is contained in:
parent
a1608c241f
commit
bd1e31d32c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
De hitako nisyZanak'ondry nitsangana tagnelagnelagny sezafiandrianana. Ôtran'ny hoe olona nivonina izy. Nanagna tandroka fito de maso fito izy; iary zareo no Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nagneran-tany. De nandeha izy sady nangala ny horonan-taratasy tamin'ny tagnana ankavananan'ny tokana nipetraka tamin'ny sezafiandrianana.
|
De hitako nisyZanak'ondry nitsangana tagnelagnelagny sezafiandrianana mban'ny raha managn'aigna efatra. Ôtran'ny hoe olona nivonina izy. Nanagna tandroka fito de maso fito izy; iary zareo no Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nagneran-tany. De nandeha izy sady nangala ny horonan-taratasy tamin'ny tagnana ankavananan'ny tokana nipetraka tamin'ny sezafiandrianana.
|
Loading…
Reference in New Issue