auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 gecommit door root
bovenliggende d5fa60e46e
commit bd1814b7a8
1 gewijzigde bestanden met toevoegingen van 1 en 1 verwijderingen

Bestand weergeven

@ -1 +1 @@
\v 9 Nisy anjely hafa- anjely fahatelo- nagnaraka an'azy iregny, nizaka tamin'ny feo mafy hoe: "Naha misy mivavaka amin'ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika eo amin'ny handrignany na eo amin'ny tàgnany,\v 10 de hihinagna ny sanagny amin'ny divaignany fahavigniran'Andriamanitra my koa izy, divaigna tsy nifagnaro zay nararaka tagnatin'ny kapôky ny havignirany. Ny olona zay mihinana an'zany de hampijaliana amin'ny afo sy solifara eo alohan'ny anjely masin'Andriamanitra sy eo alohan'ny Zanak'ondry.
\v 9 Nisy anjely hafa- anjely fahatelo- nagnaraka an'azy iregny, nizaka tamin'ny feo mafy hoe: "Naha misy mivavaka amin'ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika eo amin'ny handrignany na eo amin'ny tàgnany,\v 10 de hihinagna ny sanagny amin'ny divaignany fahavigniran'Andriamanitra my koa izy, divaigna tsy nifagnaro zay nararaka tagnatin'ny kapôky ny havignirany. Ny olona zay mihinana an'zany de hampijaliana amin'ny afo sy solifara eo alohan'iregny anjely masin'Andriamanitra sy eo alohan'ny Zanak'ondry.