From ba8958aad301d2ae4c4bca99e9b6ab377809780f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 19:10:47 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 16/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/04.txt b/16/04.txt index fad5ab1..64854f2 100644 --- a/16/04.txt +++ b/16/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny anjely fahatelo de nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Anao_ny ankehitriny sy taloa, Ny Ray Masina_satria efa notsarainao raha io. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny taloa de mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa notsarainao raha io.") Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy." \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny anjely fahatelo de nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà. Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Anao_ny ankehitriny sy taloa, Ny Ray Masina_satria efa notsarainao raha io. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny taloa de mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa notsarainao raha io.") Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy." \ No newline at end of file