Этот коммит содержится в:
PLT-MAD006 2019-11-23 15:09:38 +03:00 коммит произвёл root
родитель d743a7e7b1
Коммит b895a775e2
1 изменённых файлов: 1 добавлений и 1 удалений

Просмотреть файл

@ -1 +1 @@
Hitondra ny fahatsarana mbaminy hajan'iregny firenena ao amin'zany iary zareo, de tsy hisy maloto hiditra amin'zany mihitsy. Tsy hisy niza niza hagnano raha mahamegnatra amban'na mamitaka hiditra ao, fa zay vôsoratra agnarana amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiaignana my.
\v 26 Hitondra ny fahatsarana mbaminy hajan'iregny firenena ao amin'zany iary zareo, \v 27 de tsy hisy maloto hiditra amin'zany mihitsy. Tsy hisy niza niza hagnano raha mahamegnatra amban'na mamitaka hiditra ao, fa zay vôsoratra agnarana amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiaignana my.