auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-12 09:05:18 -05:00 committed by root
parent 7f33eb4a56
commit b8285b0f22
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnano fahagagana marobe izy. De nandatsaka afo avy tan-danitra ho amin'ny tany tagnatrehan'ny olona. Ka tamin'ny alalan'ny famantarana io de nomena alalagna agnano an'izany De nizaka tamin'iary zareo izany mba hagnano sary ho voninahitry ny bibi-dia zay vôratran'ny sabatra nefa de vologna my.
Nagnano fahagagana marobe izy. De nandatsaka afo avy tan-danitra ho amin'ny tany tagnatrehan'ny olona. Ka tamin'ny alalan'ny famantarana io de nomena alalagna agnano an'izany, de namitaka an'ny zegny nipetraka tambon'ny tany izany.Ka De nizaka tamin'iary zareo izany mba hagnano sary ho voninahitry ny bibi-dia zay vôratran'ny sabatra nefa de vologna my.