diff --git a/21/18.txt b/21/18.txt index a14b942..c7ac7ce 100644 --- a/21/18.txt +++ b/21/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. \v 19 Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda,\v 20 ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta. \ No newline at end of file +\v 18 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. \v 19 Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda,\v 20 ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambin'ny folo jacinta, ny faha roy ambin'ny folo ametysta. \ No newline at end of file diff --git a/21/21.txt b/21/21.txt index f22af7f..75c6628 100644 --- a/21/21.txt +++ b/21/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ny vavahady roy ambiny folo de \ No newline at end of file +Ny vavahady roy ambiny folo de vato soa roy ambiny folo; \ No newline at end of file