diff --git a/06/15.txt b/06/15.txt index 41e33d2..3b888ca 100644 --- a/06/15.txt +++ b/06/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Aveo ny mpanjakan'ny tany sy ny olona lebe, sy ny jeneraly, ny mpanankarena, ny mahery, de ny hafa marobe, ny andevo sy ny tsy andevo, nivony tanatin'ny lava-bato sy tamin'ny vatompin'ny vohitra.\v 16 Nizaka tamin'ny vohitra sy tamin'ny vatolampy iary zareo hoe: "Milatsaha aminay! Avonio ny tavan'Iray zegny mipetraka amin'ny seza fiandrianana sy ny fahavigniran'ny Zanak'Ondry zahay. \v 17 Fa tonga ny andro leben'ny fahavigniranan'iary zareo. Iza no havita hadigny? \ No newline at end of file +\v 15 Aveo ny mpanjakan'ny tany sy ny olona lebe, sy ny jeneraly, ny mpanankarena, ny mahery, de ny hafa marobe, ny andevo sy ny tsy andevo, nivony tanatin'ny lava-bato sy tamin'ny vatompin'ny vohitra.\v 16 Nizaka tamin'ny vohitra sy tamin'ny vatolampy iary zareo hoe: "Milatsaha aminay! Avonio ny tavan'Iray zegny mipetraka amin'ny seza fiandrianana sy ny fahavigniran'ny Zanak'Ondry zahay. \v 17 Fa tonga ny andro leben'ny fahavigniranan'iary zareo. Iza no havita hadigny?" \ No newline at end of file