@ -1 +1 @@
Nahita aho fa ny viavy de mamon'ny ràa
Nahita aho fa ny viavy de mamon'ny ràn'ny mpino mban'ny martiry ho an'ny Jesôsy. Ndreka nahita an'azy aho, de tena gaga. Fa ny anjely nizaka taminaha hoe: "Magnino na gaga anao? Hazavaiko anao ny dikan'ny viavy