auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-13 13:47:35 -05:00 committed by root
parent a9b5a19fcf
commit b2a60af963
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Filadelfia hoe :"Karan'izao gny raha nizakain'ny zegny masina sady marina_ Izy no mitana ny lakilen'i Davida, Izy my koa no mamoha de tsisy afaka magnidy ndre iza ndre iza, Izy aby koa magnidy de tsisy afaka mamoha ndre iza ndre iza. fantako raha vitanareo. Sady efa nametrahako varangaragna mivoha eo alohanareo ka tsy afaka ahidin'iza n'iza mintsy. Fantako koa fa managa
\v 7 \v 8 De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Filadelfia hoe :"Karan'izao gny raha nizakain'ny zegny masina sady marina_ Izy no mitana ny lakilen'i Davida, Izy my koa no mamoha de tsisy afaka magnidy ndre iza ndre iza, Izy aby koa magnidy de tsisy afaka mamoha ndre iza ndre iza. fantako raha vitanareo. Sady efa nametrahako varangaragna mivoha eo alohanareo ka tsy afaka ahidin'iza n'iza mintsy. Fantako koa fa managna hery bitaka anareo, fa nagneky ny raha nizakaiko sady tsy nandà ny agnarako.