diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 7e067ba..6686a01 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika tamin'ny raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa. Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompo \ No newline at end of file +Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika tamin'ny raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa. Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony \ No newline at end of file