From a6a2e2be44655ecea5c7d95cb5f21f5c13c9a018 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 22:17:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 16/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/12.txt b/16/12.txt index 4a32f33..4e908c3 100644 --- a/16/12.txt +++ b/16/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Ny anjely faha-enina nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano lebe, ny Eofrata. Noritina zany mba hagnomagnana ny lalana ho an'ny mpanjaka zay tonga avy tantsignianana. Nahita fanahy telo maloto karany boketra zaho zay nivoaka avy tambavan'ny dragona, de avy tambavan'ny bibi-dia, sady tambavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fanahy ny devoly magnano famatarana mahavarena iary zareo. Nenga agny amin'ny mpanjakan'izao tontolo zao iary zareo mba hangotrika an'azy miaraka ho amin'ny adin'ny andro leben'Anandri \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Ny anjely faha-enina nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano lebe, ny Eofrata. Noritina zany mba hagnomagnana ny lalana ho an'ny mpanjaka zay tonga avy tantsignianana. Nahita fanahy telo maloto karany boketra zaho zay nivoaka avy tambavan'ny dragona, de avy tambavan'ny bibi-dia, sady tambavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fanahy ny devoly magnano famatarana mahavarena iary zareo. Nenga agny amin'ny mpanjakan'izao tontolo zao iary zareo mba hangotrika an'azy miaraka ho amin'ny adin'ny andro leben'Anandrimatra \ No newline at end of file