diff --git a/04/04.txt b/04/04.txt index 278a34a..cc047aa 100644 --- a/04/04.txt +++ b/04/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nagnodidigna ny seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka tambnin'iregny seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'nuy satro-boninahitra volamena tegny amin'ny lohan'iary zareo.\v 5 Avy tamin'ny seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, orana, ary kotro-baratra. Nisy jiro nirehitra talohan'ny seza fiandrianana, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 4 Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nagnodidigna ny seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka tambonin'iregny seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra volamena tegny amin'ny lohan'iary zareo.\v 5 Avy tamin'ny seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, orana, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito nirehitra talohan'ny seza fiandrianana, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitra. \ No newline at end of file