auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 22:07:23 +03:00 committed by root
parent 20139f47f9
commit a289494b88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Ny anjely faha-enina nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano lebe, ny Eofrata. Noritina zany mba hagnomagnana ny lalana ho an'ny mpanjaka zay tonga avy tantsignianana. Nahita fanahy telo maloto karany boketra zaho zay nivoaka avy tambavan'ny dragona, de avy tambavan'ny bibi-dia, sady tambavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fanahy ny devoly magnano famatarana mahavarena iary zareo. Nenga agny amin'ny mpanjakan'izao tontolo zao
\v 12 \v 13 \v 14 Ny anjely faha-enina nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano lebe, ny Eofrata. Noritina zany mba hagnomagnana ny lalana ho an'ny mpanjaka zay tonga avy tantsignianana. Nahita fanahy telo maloto karany boketra zaho zay nivoaka avy tambavan'ny dragona, de avy tambavan'ny bibi-dia, sady tambavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fanahy ny devoly magnano famatarana mahavarena iary zareo. Nenga agny amin'ny mpanjakan'izao tontolo zao iary zareo