diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index d7d87eb..e478308 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny. Izy de nagnano antsena ho fanjakana, mpisorona ho an'Andriamanitrany sy Iabany ho an'Azy ane ny voninahitra \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny. Izy de nagnano antsena ho fanjakana, mpisorona ho an'Andriamanitrany sy Iabany ho an'Azy ane ny voninahitra sy ny fahefana mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file