auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 11:04:58 +03:00 committed by root
parent 7dafb52015
commit 9932e1ffb7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Aveo ny mpanjakan'ny tany sy ny olona lebe, sy ny jeneraly, ny mpanankarena, ny mahery, de ny hafa marobe, ny andevo sy ny tsy andevo, nivony tanatin'ny lava-bato sy tamin'ny vatompin'ny vohitra. Nizaka tamin'ny vohitra sy tamin'ny vatolampy iary zareo hoe: "Milatsaha aminay! Avonio ny tavan'Iray zegny mipetraka amin'ny seza fiandrianana sy ny fahavigniran'ny Zanak'Ondry zahay. Fa tonga ny andro leben'ny fahavigniranan'iary zareo. Iza no hivita hadigny?
\v 15 \v 16 \v 17 Aveo ny mpanjakan'ny tany sy ny olona lebe, sy ny jeneraly, ny mpanankarena, ny mahery, de ny hafa marobe, ny andevo sy ny tsy andevo, nivony tanatin'ny lava-bato sy tamin'ny vatompin'ny vohitra. Nizaka tamin'ny vohitra sy tamin'ny vatolampy iary zareo hoe: "Milatsaha aminay! Avonio ny tavan'Iray zegny mipetraka amin'ny seza fiandrianana sy ny fahavigniran'ny Zanak'Ondry zahay. Fa tonga ny andro leben'ny fahavigniranan'iary zareo. Iza no havita hadigny?