auto save
This commit is contained in:
parent
230fd916ca
commit
9810884877
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mijotso avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno tsara zegny raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.
|
Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mijotso avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno gny raha raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.
|
Loading…
Reference in New Issue