diff --git a/11/16.txt b/11/16.txt index 2d9d12e..aa96bec 100644 --- a/11/16.txt +++ b/11/16.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao amban'ny taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dikan-teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha, de ny ho avy, fa nidikan-teny amin'ny fotôgn'zao de tsy karan'izany. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao amban'ny taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dikan-teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha, de ny ho avy, fa nidikan-teny amin'ny fotôgn'zao de tsy karan'izany.) \ No newline at end of file