diff --git a/11/10.txt b/11/10.txt index 9daf477..f6246f4 100644 --- a/11/10.txt +++ b/11/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hankalaza sady hifaly amin'iary zareo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. Ho togna amin'ny zay mahita an'azy ny havakana lebe. Aveo de haregny feo mafy avy agny an-danitra iary zareo mizaka hoe: "Makara atiky!" Aveo de hiakatra agny an-dagnitra agnaty rahona iary zareo, na mbola mijery tany ny fahavalon'iary zareo. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hankalaza sady hifaly amin'iary zareo. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. Ho togna amin'ny zay mahita an'azy ny havakana lebe. Aveo de haregny feo mafy avy agny an-danitra iary zareo mizaka hoe: "Makara atiky!" Aveo de hiakatra agny an-dagnitra agnaty rahona iary zareo, na mbola mijery tany ny fahavalon'iary zareo. \ No newline at end of file