diff --git a/13/07.txt b/13/07.txt index 37b36b1..644a8a7 100644 --- a/13/07.txt +++ b/13/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe. Hiankohoka aminazy aby ny olona marobe zegny mipetraka ambonin'ny tany, de zegny tsy voasoratra agnarana tamin'ny Bokin'ny Fiainana zay an'ny Zanak'ondry zay efa nivonina nandritra ny famoronana iazao tontolo izao. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe. Hiankohoka aminazy aby ny olona marobe zegny mipetraka ambonin'ny tany, de zegny tsy voasoratra agnarana tamin'ny Bokin'ny Fiainana zay an'ny Zanak'ondry, zay efa nivonina nandritra ny famoronana iazao tontolo izao. \ No newline at end of file