diff --git a/13/15.txt b/13/15.txt index 618b3c9..19df99c 100644 --- a/13/15.txt +++ b/13/15.txt @@ -1 +1 @@ -De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina. Sady niforisen'izany andray marika ami'ny tagnana ankavanana aby na amin'ny andrigna ny tsirai-draika, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo, mba tsy hisy olona ahazo ividy na ivarotra mandra-pazahoana ny marikan'ny bibi-dia \ No newline at end of file +De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina. Sady niforisen'izany andray marika ami'ny tagnana ankavanana aby na amin'ny andrigna ny tsirai-draika, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo, mba tsy hisy olona hahazo hividy na hivarotra mandra-pazahoana ny marikan'ny bibi-dia \ No newline at end of file