diff --git a/22/08.txt b/22/08.txt index 181091e..072fe7e 100644 --- a/22/08.txt +++ b/22/08.txt @@ -1 +1 @@ -Izaho, jaona, ny raika zay naregny sady nahita an’ny raha io. ndreka naregny sady nahita an’izany aho, de nondrika tamin’ny tongotran’ny anjely n tegnako mba hidera an’azy, ny anjely nagnatoro anaha an’ny raha io. De nizaka izy taminaha : « Aza magnano an’izany ! Fa mpanompo akamanao miaraka aminao aho, miaraka amin’ny mpaminany rahalahinao, sady miaraka amin’ny zegny mankàto ny zakan’ny boky ity. Miderà an’Andriamanitra!» De nizaka izy taminaha : « Aza asena tombo-kase ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity. Fa efa akeky ny fotoana. Zegny magnano ny tsy marina, avelay izy hanohy ny tsy fahamarinana. Zegny maloto fiaigna, avelay izy hanohy ny fiagnanany maloto. Zegny marina, avelay izy hanohy ny fagnamboarana marina. Zegny masina, avelay izy hanohy ny fahamasinana . » Igny a ! Efa akeky ny fieveko. Ny valisoako de miaraka aminaha, mba hamaleko ny tsitokatokana mitovy amin’ny raha vitany. Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sady farany, ny fendohana sady fefarana. Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy. Izaho, Jesôsy, de nandefa ny anjeliko mba hagnambara aminareo ny raha ho an’ny fengonana. Izaho fototrany sady taranakan’ny Davida, ny kintagna mamirampiratra mandraigna. » Ny Fagnahy mban’ny ampekarina magno hoe : « Avia ! » Zegny maregny tokony hizaka hoe : « Avia ! » Ndre iza ndre iza mangetaheta, tokony hagnatonga , sady ndre iza ndre iza magniry an’izany, tokony hahazo maimaimpôgna ny ranon’ny fiaignana. Izaho magnambara amin’ny zegny maregny ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity : « Na misy magnampy an’io, Andriamanitra hagnampy loza ho an’azy zay voasoratra amin’ny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka amin’ny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany amin’ny kakazon’ny fiaignany mban’ny tanàna masina zay voasoratra agnatin’ny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany amin’ny Bokin’ny Fiaignana de amin’ny tanàna masina zay voaosoratra amin’ny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho amin’ny olona maro ane ny fahasoavan’ny Tompo Jesôsy. Amena. \ No newline at end of file +\v 8 Izaho, jaona, ny raika zay naregny sady nahita an’ny raha io. ndreka naregny sady nahita an’izany aho, de nondrika tamin’ny tongotran’ny anjely n tegnako mba hidera an’azy, ny anjely nagnatoro anaha an’ny raha io.\v 9 De nizaka izy taminaha : "Aza magnano an’izany ! Fa mpanompo akamanao miaraka aminao aho, miaraka amin’ny mpaminany rahalahinao, sady miaraka amin’ny zegny mankàto ny zakan’ny boky ity. Miderà an’Andriamanitra!" \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 55a1f98..2ac3d9e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06","02-08","02-10","02-12","02-16","02-18","02-20","02-22","02-24","02-26","02-title","12-title","12-01","12-03","12-05","12-07","12-11","12-13","12-15","12-10","22-title","22-01","22-03","22-06"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06","02-08","02-10","02-12","02-16","02-18","02-20","02-22","02-24","02-26","02-title","12-title","12-01","12-03","12-05","12-07","12-11","12-13","12-15","12-10","22-title","22-01","22-03","22-06","22-08"]} \ No newline at end of file