auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 09:04:20 +03:00 committed by root
parent e924c10650
commit 875ffa2256
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry mpandidy raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa
\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry mpandidy raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony hiandry bitabitaka