auto save
This commit is contained in:
parent
93d8dfd784
commit
850143d3e6
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 1 \v 2 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. Ny bibi-dia itako de karan'ny amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana lio
|
\v 1 \v 2 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. Ny bibi-dia itako de karan'ny amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna.
|
Loading…
Reference in New Issue