auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
parent 11cd6a4db8
commit 847c63853f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny setroka avy amin'ny fijalian'iary zareo de miakatra mandrakizay doria, sday tsy manam-pahataperana andro aman'alina iary zareo- iregny mpanompon'ny bibidia sy ny sariny iregny, ary ny olona maro be zay mandray ny mariky ny agnarany. Ity de antso ho an'ny faharetana
Ny setroka avy amin'ny fijalian'iary zareo de miakatra mandrakizay doria, sday tsy manam-pahataperana andro aman'alina iary zareo- iregny mpanompon'ny bibidia sy ny sariny iregny, ary ny olona maro be zay mandray ny mariky ny agnarany. Ity de antso ho an'ny faharetana maharitr'iregny zay masina, iregny zay mankatoa iregny didin'Andriamanitra sady mino an'i Jesôsy."