auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 提交者 root
父節點 117abbfe6c
當前提交 8471956c65
共有 1 個檔案被更改,包括 1 行新增1 行删除

查看文件

@ -1 +1 @@
\v 7 I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna.\v 8 Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro aman'alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy."
\v 7 Ny raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, ny raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, ny raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary ny raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna.\v 8 Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro aman'alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy."