auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-26 11:36:20 +03:00 committed by root
parent b7d229b40a
commit 83770feebd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo. Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de nivilarina ny boky. Ka nisy bboky raika novelarina - De ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de nitsaraina arakazay vôsoratra tao
De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo. Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de nivilarina ny boky. Ka nisy bboky raika novelarina - De ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de nitsaraina arakazay vôsoratra tamin'ny boky io, araka ny asany.