auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-01-02 07:37:17 -05:00 committed by root
parent 455492e922
commit 80713aa6ce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nihira hira vaovao iary zareo ka nagnano hoe:" Mendrika handray ny horonan-taratasy anao sady hanataka ny tadin'io. Fa anao de nivonina, sady tamin'ny rànao nividianana an'ny olon'Andriamanitra avy tamin'ny foko, fizakana, olona, mban'ny firenena marobe.
De nihira hira vaovao iary zareo ka nagnano hoe:" Mendrika handray ny horonan-taratasy anao sady hanataka ny tadin'io. Fa anao de nivonina, sady tamin'ny rànao nividianana an'ny olon'Andriamanitra avy tamin'ny foko, fizakana, olona, mban'ny firenena marobe. Nataonao fanjakana sady mpisorona iary zareo mba hanompo an'Andriamanitra, sady hanjaka ambonin'ny tany."