diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 07d77b1..9e1744f 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo! Satri anareo de matimaty fa tsy mafana na mangatseka \ No newline at end of file +De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo! Satri anareo de matimaty fa tsy mafana na mangatseka de efa halohan'ny vavako sahady. \ No newline at end of file